Entrée | 1 maimbo ra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 maimbo, ra |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) |
Anagrammes | 5 amboarim, amboriam, maimbo ra, mamboria, maraomby |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |